Entrée | 1 mitrahotraho ny ranomaso |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache | 3 ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo [1.1] |
Synonymes | 4 manganohano ny ranomaso, mihandrohandro ny ranomaso |
Mots élémentaires | 5 mitrahotraho, ranomaso |
Mis à jour le 2023/06/19 |